Tsy kisendrasendra ny mahampandraharaha

Tsy misy idirany amin’ny vintana ny fahombiazan’ny fandraharahanao…

Afaka mahazo, maimaimpoana, an’ ‘ny tsiambaratelon’ny tena mpandraharaha’ amin’ny endrika PDF ianao, amin’ny alalan’ny fanindriana ity rohy manaraka ity

Ny fahaleovan-tenanao, ny fanangananao orinasa, ny fandrosoanao… Làlana iray izay ampitahain’ny mpandraharaha maro matetika amin’ny an’ny mpiady. Ary marina fa maro ny fanamby, fandrika ary ‘safidy ratsy’ hiatrehana. Raha misy ny tsy fetezana, ny fahatokisana omena ny olona tsy azo antoka, ny fahafahana very dia miafara amin’ny voina ny fiainanao mahampandraharaha.

Aok’ianao hisoroka mba tsy ho lasa nofy ratsy ny nofinofin’ny fiainanao (arak’asa).


Ny fahatongavana ho mpandraharaha matetika dia fahatanterahan’ny nofinofy efa ela. Kanefa, raha mahazo torohevitra ratsy na miaraka amin’ny olona tsy azo antoka ilay mpandraharaha, dia mety ho lasa fahoriana ny asany sy ny fiainany manokana, ary tsy hahavita hahatratra ireo tanjona napetrany izy.

MPANORATRA

Sénamé Agbossou dia manolotra anao boky sy làlana dimy hahombiazana…

Miaraka amin’ny traikefa ananany amin’ny tontolon’ny fandraharahana, Sénamé Agbossou dia manolotra anao ny boky nosoratany : ‘ Ireo tsiambaratelon’ny tena mpandraharaha ’. Hohitanao ao :

  • Olona 5 miverimberina eo amin'ny tontolon'ny asa.
  • Ireo antony (mety) izay hanosika anao handray mpiara-miasa vaovao.
  • Ireo fitaovana ilaina hamaritana ny fahombiazan'ny mpiara-miasa.
  • Ny fombafomba efa lany andro sy manakana ny fahombiazan’ny fandraharahanao sy ny fampandrosoana ny toetranao.
  • Fomba fanao tsara mba hitazomanao ny mpiara-miasa aminao.

Tsy kisendrasendra ny mahampandraharaha

Tsy misy idirany amin’ny vintana ny fahombiazan’ny fandraharahanao…

Afaka mahazo, maimaimpoana, an’ ‘ny tsiambaratelon’ny tena mpandraharaha’ amin’ny endrika PDF ianao, amin’ny alalan’ny fanindriana ity rohy manaraka ity

Jereo ‘ Ireo tsiambaratelon’ny tena mpandraharaha ’ ary ovay ny fiainanao arak’asa sy ny fiainanao manokana.

Jane C

Te hiaina ny fandraharahako amin'ny fomba hafa aho

.